Entry vorona
Part of speech noun
Malagasy definition Anarana itambarana iantsoana ireo karazam-biby manidina misy elany roa solon' ny tongony anoloana, ka roa ihany ny tongony ary rakotra vola manokana -- izay nantsoina indrindra hoe: volom-borona -- ny tenany; manatody izy fa tsy miteraka. [Rajemisa 1985]
English definition a bird, esp. waterfowl [Hallanger 1973]
French definition oiseau [Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Examples Eny andrefan-tranonay
misy vorona roa mangamanga
[Fox: Hainteny, number 89]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Quotes 
Toponymy Place names having the word vorona (1): Amborompotsy

2013/11/05