Index

Proverbs : sasa-poana

Proverb 1Sasa-poana manao saha maina, fa tsy ho tompon-tanàna akory. [2.165]
Sasa-poana manao saha maina, fa tsy ho tompon-tanàna rahoviana! [2.558 #3860]
Sasa-poana manao saha maina, fa tsy ho tompon-tanàna tsy akory. [2.653]
French translationVous vous fatiguez pour rien en préparant un champ auprès d' un village que vous n' habiterez jamais. [2.165]

Proverb 2Sasa-poana ny olona tsy mihevitra. [2.415 #6153]
French translationLes personnes qui ne réfléchissent pas se fatiguent inutilement. [2.415 #6153]

Proverb 3Sasa-poana ohatra ny akoho mikotri-borona, valaky ny tsy ho an' ny tena. [1.3]
French translationFatigué inutilement, comme une poule couvant des oeufs de canard. [1.3]
French interpretationElle s'épuise pour des petits qui ne la suivront pas. [1.3]

Proverb 4Tsy sasa-poana akory ny katsaka ela nihantonana fa niandry vanin-taona haniriana. [1.1]
Tsy sasa-poana tahaka ny katsaka ela nihantonana, fa miandry ny vanin-taona haniriana. [2.558 #4789]
Tsy sasa-poana, tahaka ny katsaka ela nihantonana, fa niandry vanin-taona haniriana. [2.653]
Malagasy interpretationIlazana ny olona nahita voka-tsara amin' ny fiandrasana ela fa tsy mba maimaika nanao zavatra tsy amin' ny fotoanany. [1.1]

Index