Proverbs : mitetika

Proverb1424 Aza misolo voina ny akalana ka miteti-kena ambony fe . [Rinara 1974 #778, Cousins 1871 #639]
Aza misolo voina ny akalana ka miteti-kena ambonin' ny fe. [Houlder 1895 #1094]
Mandidy hena ambony fe ka misolo vaika ny akalana . [Rinara 1974 #2067]
Misolo voina ny akalana ka mikapa hena ambony fe . [Rajemisa 1985]
Misolo voina ny akalana , ka mikapa hena ambony lohalika . [Veyrières 1913]
Misolo voina ny akalana , ka mitetika ambony felatanana . [Veyrières 1913]
Misolo voina ny akalana : mitetika ambony fela-tanana . [Cousins 1871 #1837]
Misolo voina ny akalana ve no miteti-kena ambony felatanana ? [Rinara 1974]
Saro-po amin' akalana , ka miteti-kena ambony felantanana . [Rinara 1974]
Malagasy interpretation Enti-milaza ny olona manao mosalahy izay tsy manahy kely akory ny zavatra mety hahavoa azy. [Rajemisa 1985]
French translation Épargner le billot et découper la viande sur le genou ou sur la paume de la main. [Veyrières 1913 #3856]
Ne prenez pas la place du hachoir en découpant la viande sur votre cuisse. [Houlder 1895]
French interpretation Se disait des gens qui s'exposent au malheur ou subissent un préjudice, en se portant caution pour d' autres ou en cherchant à les protéger. [Veyrières 1913 #3856]

Proverb6526 Saro-po amin’ akalana , ka miteti-koditra amin-tanana (" a: nnsolo voina ny akalana : mitetika ambony fela-tanana ). [Cousins 1871 #2869]

Index