| Entry | 1 banga |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Afa-nify, afaka: Lahiantitra banga / Ny eo anoloana no banga ny nifindRamatoa io ka maharatsy azy aoka izany
4 Nahafahana, simaka, rombina: Misy banga itỳ tamboho itỳ ka tokony hamboarina. / Tsy misy banga hofenoina ny voalazanao na madilana hotentenana 5 Nisy niala ka tsy ampy: Tsy manaiky aho raha misy banga ny volako, na ariary aza [1.1] |
| Explanations in English |
6 having gaps, as hedges, etc.;
7 having lost teeth, as a person, or a saw, etc.; 8 wanting some to make up the required or stipulated number. [1.2] 9 gap; having gaps [1.7] |
| Explanations in French |
10 brèche où il manque une dent
[1.8] |
| Examples |
11 Ho banga anao ny fiainako, ô famoizana mahantra!
[1.274]
|
| Derivatives |
|
| All compound words | 26 4 combinations of this word |
| Proverbs | 27 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/09 |
|