Entry mitetika (tetika)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandidy na manapatapa-javatra atao madinika: Mitetika hena
¶ Mieritreritra zavatra mialoha ary maka ara-keviny izay mety ho fandehany: Mitetika ny tombom-barotra mety ho azony ny mpivarotra
¶ Mikasa hanao zavatra efa nodinihina tsara natao maty paika: Nitetika ny hamono an' Andrianampoinimerina i Mavolahy zanany
Mitovy hevitra: mikasa ~ mikendry [Rajemisa 1985]
 mandidy na manapatapaka madinika [SLP 1986]
French definition couper en petits morceaux [SLP 1986]
Morphology 
mitetika
nitetika
hitetika
miteteha
Quotes 

2012/09/24