Entry akalana
Part of speech   noun
Malagasy definition   Karazam-panaky ny Ntaolo, iva, fohy tong [...] [full text in Rajemisa 1985]
English translation   a chopping block [Richardson 1885]
French translation   escabeau, tabouret, coussinet [Rajaonarimanana 1995]
Examples  
1Indry izy nisaingisaingy miala ny akalana nitombenany ka nikiraviravy teo an-tongo-pandriana. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 31]
2Nisy akalana iray koa natao hipetrahan' I Dada. [Andraina: Mitaraina, page 8]
Derivations  
Compound words, titles, names  
Quotes  

Updated on 2014/03/18