Proverbs : masonkarena

Proverb2598 Itoeran' ny mason-karen' olona ny zanak' olona . [Veyrières 1913 #972]
French translation Les enfants sont le capital des parents. [Veyrières 1913 #972]

Proverb3293 Mahazo voamena , manita-kitapo ; maty kirobo , mbola ho hendry; mahatonga masonkarena , miedinedina . [Cousins 1871 #1415]
Mahazo voamena , manita-kitapo , maty kirobo , mbola ho hendry , mahatonga ny masonkarena , miedinedina . [Rinara 1974 #126]

Proverb5592 Ny toetra masonkarena , ny fahazarana sari-monina . [Rinara 1974 #3301]

Index