|
|
|
|

Entry (1/2)1  toetra
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  15  64 words containing toetra
Explanations in Malagasy  16  [1.1] Teny enti-milaza ny hevitra sy ny fihetsika ao amin' ny olona iray, izay anisan' ny mampiavaka azy amin' ny hafa: Mahafinaritra ny toetran' / Naivo fa tsotra sy tia namana izy
Fandeha: Ratsy ny toe-barotray ka angamba, hakatonay ny tsena atsy ho atsy ~ Tsara ny toetran' ny tafika
Laharana: Samy tokony hanao fitafiana araka ny toetrany avy
Fomba, ny maha-izy ny zavatra iray: Ny toetrantsika olombelona ~ Samy manana ny toetrany avy ny zavatra rehetra
Hatsarana na haratsiana: Ny toetran' ny tanimboly
Fipetraka, fitoetra: Manàna toetra maotina
17  [1.13] fitambaran'ny fihetsika sy fisainana ary ny fitondran-tena izay mampiavaka ny tsirairay; endrika isehoana siantifika
Explanations in English  18  [1.7] state, quality, nature, condition
Explanations in French  19  [1.8, 1.13] caractère
20  [1.8] état, nature, qualité
21  [1.13] tempérament, propriété
Examples  22  [2.472] Betsaka ny olona no manana toetra anankiroa:
23  [2.59#] ary tsy hisy izay hanao toetra tsy araky ny fombany.
24  [2.499] Tsy nanova toetra izy, na dia toy ny nohanin-javatra aza ny fony.
Proverbs  25  Proverbs containing the word toetra

Entry (2/2)26  toetra
Part of speech  27  noun
Explanations in French  28  [1.196] (ce mot a de nombreuses acceptions. Dans ce cas précis, il fait allusion au port de la plante, bien étalée sur le sol). Plantago tanalensis Baker (Plantaginaceae). Nom relevé par Descheemaeker qui signale son emploi dans les maladies du jeune enfant, notamment en bouillon en cas d'alofisaka [Betsileo]
Vocabulary  29  Botany: medicinal plants
Scientific name 

Anagrams  30  atoetr, tatero, toetra

Updated on 2025/08/10