| Entry | 1 mahatonga |
| Root | 2 tonga |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Afaka hitondra: Tsy mahatonga io vata mavesatra io hatrany an-tsena aho.
5 Ampy mba hahatongavana: Ariary zatovao mahatonga any Ambatolampy rehefa Asabotsy. 6 Miteraka, mahavoa: Mahatonga aretin-kibony voankazo manta. 7 Mampanjary: Ny fiarahan' ny zanakao amin' ny naman-dratsy no nahatonga azy ho maditra. [1.1] 8 miteraka. [1.13] |
| Explanations in English |
9 to bring to, to cause to come, to make to be.
[1.2#661] |
| Explanations in French |
10 Porter à, conduire jusqu’à, faire devenir, rendre, causer, suffisant pour porter: Tsy nahatonga ny entana hatreto aho (Je n'ai pas pu porter le paquet jusqu’ici) ~ Tsy nahatonga ilay olona aho (Je n'ai pas pu conduire cet homme) ~ Ny fianarana no nahatonga ny zanakao ho hendry (L'étude a rendu votre enfant sage) ~ Mahatonga aretina ny fahalotoana (La malpropreté cause des maladies) ~ Tsy mahatonga any Mojanga ity vola ity (Cet argent ne suffit pas pour arriver jusqu'à Mojanga) ~ Tsy mahantonga entana ity bao ity (Ce bois ne suffit pas pour porter le paquet).
[1.3#724] 11 provoquer. [1.13] |
| Examples |
12 Inona moa no mahatonga izany?
[2.59#]
13 Izany no mahatonga ny tanimbary ho tototra atsanga. [2.117#] 14 Ka mahatonga anay ho amin' ny anton-dianay androany. [2.245#] |
| Morphology |
|
| All compound words | 18 antony mahatonga fiovam-bika |
| Proverbs | 19 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 20 mahatango, 21 mahatonga, 22 mangataho |
| Updated on 2025/11/11 |
|