Index

Proverbs : manariva

Proverb Aza arianao re ny variko, fa ny mitombo-doha manariva no tsy afak. [Cousins 1871 #386, Veyrières 1913]
French translation Ne jetez pas mon riz car il m' est pénible d' écraser les mottes des rizières jusqu' à la nuit tombante. [Veyrières 1913]

Proverb Boka mihevo saha ka ny mamono dia no manariva andro. [Rinara 1974 #919]
Boka mihevo saha : ny mamono dia no sarotra. [Veyrières 1913 #1966]
Boka mihevo saha : ny mamono dia no sasatra. [Cousins 1871 #791]
French translation Lépreux qui sarcle un jardin : le difficile est de faire disparaître ses traces. [Veyrières 1913 #1966]
French interpretation Se disait d'un travail mal fait. [Veyrières 1913 #1966]

Proverb Ny andraso andraso manariva ny mody. [Rajemisa 1985]
Ny takariva no mahatonga ny alina; ny sangy mahery no mahatonga ny ady ; ny "andraso kely" no mahariva ny andro; ny hadino no mahavery ny entana. [Veyrières 1913 #6244, Cousins 1871 #2422]
Ny takariva no mahatonga ny alina, ny sangy no miteraka ny ady, ny andraso kely no mahariva ny andro ary ny hadinodino no mahavery ny entana. [Rinara 1974]
Malagasy interpretation Ny hataka andro lava, ny fampiandrasana ary ny fiolakolahana dia mahatonga ho tratra hariva nony hody (tokony hotsorina izay fanapahankevitra raisina). [Rajemisa 1985]
French translation Le crépuscule amène la nuit ; la plaisanterie trop forte engendre les disputes; le attendez un peu, retarde jusqu' au soir; l' oubli fait perdre les paquets. [Veyrières 1913 #6244]
Le soir appelle la nuit ; les familiarités excessives engendrent les querelles ; les fréquents délais épuisent la journée ; les oublis causent la perte des bagages. [Nicol 1935 #274]
French interpretation Une petite cause a de grands effets. [Veyrières 1913 #6244]

Index