Entry sangy
Part of speech   noun
Malagasy definition   Tsilalao na kivazivazy atao amin' ny teny na amin' ny fihetsika ho mariky ny fisarihana amin' ny olona mifankazatra amin' ny tena
Mitovy hevitra: kihaihay ~ kiniania [Rajemisa 1985]
English translation   play, sport [Hallanger 1973]
French translation   jeu, plaisanterie; sport [Hallanger 1974]
   badinage, plaisanterie, amusement [Rajaonarimanana 1995]
Derivations  
Synonyms   hadrohadro ~ hanihany ~ sangisangy ~ vazivazy
Compound words, titles, names  
Quotes  

Entry sangy
Part of speech   conjunction [list]
Malagasy definition   Saingy, fangy [Rajemisa 1985]

Updated on 2017/04/03