Entry andraso (andry)
Part of speech   imperative of passive verb andrasana [list]
Malagasy definition   [Rajemisa 1985]
French translation   [Rajaonarimanana 1995]
Examples   Andraso eto aho ambara-piveriko na amin' ny firy na amin' ny firy [Rajemisa 1985]
Andraso eto aho vetivety. [Andriamalala: Ranomasina, page 62]
Andraso eto vetivety aho! [Andriamalala: Taolambalo, page 66]
Andraso kely angaloha, hoy ny sahona. [Rajemisa: Fiteny 4, page 79]
Andraso aloha fa sao misy hevitra hafa. [Andraina: Mitaraina, page 216]
Other spellings  
Compound words, titles, names  
Quotes  

Updated on 2015/11/30