|
|
Proverbs : fotoana
|
| |
|
Proverb | 2171 |
Fotoam- bita tsy mahaleo ny sampona . [Rinara 1974 #1199]
Ny fotoam- bita tsy mahaleo ny sampona . [Rinara 1974 #3014]
|
| |
|
Proverb | 6056 |
Raha lava ny tanety misy fisainana , ny fotoana maharitra mahabe hevitra . [Rinara 1974 #3596]
|
| |
|
Proverb | 6163 |
Raha tonga izay fotoana , ka tapaka ny andro , dia iambohoana izao tontolo izao. [Veyrières 1913 #2916]
|
French translation | |
Lorsqu' arrive le terme et que le fil des jours est rompu, alors il faut tourner le dos à ce monde. [Veyrières 1913 #2916]
|
| |
|
Index |
|
|
|