| Entry (1/3) | 1 fotoana |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Faharetana voamariky ny fifandimbiasan' ny andro sy ny alina, ny taona, ny zava-dehibe nitranga: Tamin' ny fotoana nanjakan' Andrianampoinimerina no nandroso fatratra ny teto Imerina
4 Andro: Be loatra ny asa ka mila tsy hanam-potoana hisakafoana akory aho 5 Paik' andro, fetr' andro: Tonga ny fotoana handoavanao ny volako ka omeo aza fady 6 Tapak' andro, ora nifanaovana, nifanarahana hihaonana: Tamin' ny telo no fotoananay nefa mbola tsi tonga ihany izy 7 Fizarantaona fanaovana asa, taozavatra: Fotoana fanetsana izao. [1.1] |
| Explanations in English |
8 an appointed time. Same as fitoana.
[1.2] 9 time; a rendezvous [1.7] |
| Explanations in French |
10 (qu'on prononce quelquefois fitoana) rendez-vous, terme, échéance, temps ou lieu fixé
[1.3] 11 le temps; moment; rendez-vous [1.8] 12 temps, date [1.13] |
| Examples |
13 Ny fotoana toy io dia mitondra vetsovetso mahamanina.
[2.499]
14 Fa nitsivalana teo amin' ny làlany ny Antsiantsy, ka nifanandrina fotoana fohy izy roa lahy. [2.5] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Synonyms | 26 fitoana |
| All compound words | 27 52 combinations of this word |
| Proverbs | 28 Proverbs containing that word |
| Article | 29 Randzavola: fotoana ao amin' ny Baiboly |
| Entry (2/3) | 30 fotoana |
| Part of speech | 31 noun |
| Explanations in French |
32 menstruation
[1.13] |
| Morphology |
|
| Vocabulary | 35 Biology |
| Entry (3/3) | 36 fotoana |
| Part of speech | 37 noun |
| Explanations in French |
38 Rhodolaena bakeriana Baill. (Sarcolaenaceae). Voir aussi foto.
[Sihanaka, Merina]
[1.196] |
| Vocabulary | 39 Botany |
| Scientific name |
|
| Anagrams | 40 afotano, 41 fotoana |
| Updated on 2025/11/13 |
|