| Entry | 1 tontolo |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3Tsy mivaky, tsy nahafahana: Indray andro tontolo.
4Rehetra tsy misy avaka: Midera an' Andriamanitra ny tany tontolo raha vao maraina. [1.1] |
| Explanations in English |
5the whole; total.
[1.7] |
| Explanations in French |
6tous, tout entier, en totalité.
[1.3#729] 7le tout, total. [1.8] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 910 combinations of this word |
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/02 |
|