|
|
|
|

Entry (1/2)1  sampona
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Zavatra sendra miseho na tonga ka misakana tsy hanatanteraka izay efa nokasaina hatao; sakana: Ho tonga aho raha tsy misy sampona
Voasakana, voatana: Sampona ny diany ~ Sampon' ny fahafatesan-dreniny izy ka tsy tonga
Explanations in English  4  [1.7] a hindrance
hindered
Explanations in French  5  [1.8] empêchement
empêché
Examples  6  [2.324] Nanomanomana ny hiakaran-dRazaimalala any Imerina Ramatoa Ramavo, nefa sampona ny dia, fa nararirary Ingahy Rainialijaona.
Derivatives 
Passive verbs :
Names :
Adjectives :
Proverbs  12  Proverbs containing the word sampona

Entry (2/2)13  sampona
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15  [1.1] Zavatra na olona manana toetra tsy araka ny hita andavanandro fa hafahafa: Trondro sampona
Explanations in English  16  [1.7] malformed offspring
Explanations in French  17  [1.8] enfant mal formé, monstre
All compound words 

Anagrams  23 sampano, 24 sampona

Updated on 2025/09/12