Proverbs : atontona

Proverb591 Antitra natonton' olona , ka zara raha nahatana ny ainy . [Rinara 1974 #295]
Antitra natonton’ olona : zara raha mahatana ny ainy. [Veyrières 1913 #1804, Cousins 1871 #248]
French translation Vieillard qu' on se met à frapper : heureux pour lui s' il garde la vie. [Veyrières 1913 #1804]
French interpretation Se disait de ceux qui étaient sans défense. [Veyrières 1913 #1804]

Proverb6534 Sasa lamba malemy be tseroka : atontona mafy , atahoran-ko rovitra; atontona malemy, atahorana tsy hadio. [Cousins 1871]
Sasa-lamba malemy be tseroka : atontona mafy atahoran-ko rovitra , atontona malemy , atahoran-tsy hadio. [Rinara 1974]

Proverb7932 Tsokan’ omby mahian’ Ivonizongo : atontona , tsy mandeha ; trohina, mamahana; nefa raha tazanina , toa hirotsaka ihany. [Cousins 1871]
Tsokan' omby mahian' i Vonizongo : atontona tsy mandeha , trohina mamahana, nefa raha tazanina toy ny hirotsaka ihany. [Rinara 1974 #4470]

Index