|
|
|
|

Entry1 atahorana
Root  2tahotra
Part of speech  3 relative verb
Explanations in English  4 to be feared [1.7]
Explanations in French  5 qu'on craint [1.3#645, 1.8]
6 pour quoi on craint [1.3#645]
Examples  7 Ny "lany ho any ivelany" no tena natahorana [2.472]
8 Tsy safomorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay [2.470]
9 Ny tenako aza, misy atahorana fa horoahina hiala eto Madagasikara. [2.270#88]
10 Efa tafadify ny vava-vinany ny lakana ka tsy misy atahorana intsony. [2.499#13]
Morphology 
11 Present :
12 Past :
13 Future :
14 Imperative :

Anagrams  15 atahorana, 16 haratoana

Updated on 2025/11/02