Entry tseroka
Part of speech noun
Malagasy definition Loto mipetaka amin' ny tena na ny fitafiana; tsikoko: Koseho tsara ny sandrinao fa mbola be tseroka [Rajemisa 1985]
English definition grime on the body or on clothing [Hallanger 1973]
French definition crasse [Hallanger 1974]
Quotes 

Entry tseroka
Part of speech noun
Malagasy definition Menaka na ilo avy amin' ny tanantanamanga ka atao fampivalanana na famalanana: Tokony hisotro tseroka ianao fa angamba maloto ny kibonao [Rajemisa 1985]
English definition castor oil [Hallanger 1973]
French definition huile de ricin [Hallanger 1974]

2009/02/23