Entry mahia (hia)
Part of speech adjective
Malagasy definition tsy mahazo nofo, manify kely, tsy mba nofosana: Mahia erỳ Rakoto hatramin' ny naharariany farany tao
¶ tsy matavy, tsy misy taviny na menaka: Mahia ny hena novidinao
Mitovy hevitra: be rangomaina ~ kangoaza ~ kanty velona ~ kaoka ~ kaozatina ~ kaozatra ~ kinaoly ~ mandràka ~ marani-taolana ~ mirepika ~ miripika ~ mitrakitraky ~ mitranitrany ~ mitrikatrika ~ nipoaka ~ ohatra ny horona ~ ohatra ny sorohitra ~ ohatra ny takatra ~ raiki-tapisaka ~ ranga ~ rangirangy ~ sakohaza ~ taolantaolanina ~ tsingoahina ~ tsy velon-komana [Rajemisa 1985]
English definition thin; meagre [Hallanger 1973]
French definition maigre, décharné [Hallanger 1974]
Derivations 
Morphology 
mahia
nahia
hahia
Antonyms 
Compound words, titles, names 
Quotes 

2014/09/28