Proverbs : aro

Proverb392 Anaovana aro riaka raha maina andro , hialofana raha fahavaratra . [Rinara 1974 #204]
Anaovana aro riaka raha main’ andro: ny tahotry ny ho lena fahavaratra. [Cousins 1871 #164]
Ny anaovako aro riaka raha main' andro , ialofako raha fahavaratra . [Rinara 1974 #185]
Ny anaovana aro riaka main' andro, matahotra ny ho lena raha fahavaratra. [Cousins 1871 #2152, Nicol 1935 #224]
Ny anaovana aro riaka raha maina andro , tahotra ny ho lena raha fahavaratra . [Rajemisa 1985]
Ny anaovana aro-riaka raha main' andro , matahotra ny ho lena raha fahavaratra. [Houlder 1895 #1267]
Malagasy interpretation Enti-milaza fahamalinana sy fitsiniovana ny ho avy. [Rajemisa 1985]
French translation C’est pendant le beau temps qu’on se prémunit contre les ondées de l’orage. [Nicol 1935 #224]
Si l' on construit des digues pendant la saison sèche, c' est parce qu' on craint l' eau qui viendra en été. [Houlder 1895]
French interpretation Se dit de toute précaution ou mesure qu' on prend en vue de l' avenir. [Houlder 1895]

Proverb6837 Tandroka aron' ny vozona . [Veyrières 1913 #457]
Toy ny tandrony : aron' ny vozony . [Cousins 1871 #3232, Nicol 1935 #349]
French translation L' armée protège le royaume comme les cornes protègent le cou. [Veyrières 1913 #457]
Vous êtes la corne qui protège le cou. [Nicol 1935 #349]

Proverb7371 Tratra aron' ny kibo , loha aron' ny vozona . [Rinara 1974 #4390]

Proverb7851 Tsy ny tandrony ihany no aron' ny lohany , fa ny sofiny koa mba mihaino . [Rinara 1974 #310]

Index