|
|
|
|

Entry 1  lena
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Nilatsahan' ny rano ka manda, vonton' ny rano, kotsa: Tratran' ny orana aho ka lena ny akanjoko [1.1]
Explanations in English  4 wet, moist [1.7]
Explanations in French  5 humide, mouillé [1.8]
Examples  6  Mangeroka mihinan-tenda mantsy ny viha raha lena. [2.472#39]
7  Izany indrindra no nahatonga azy tsy hihafahafa ka hivary lena amin' ireto namany ireto. [2.470#48]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Antonyms  22 maina
Analogs  23  bibaka, 24  ditsaka, 25  fetsaka, 26  hetsaka, 27  hotsaka, 28  kotsa, 29  loditra, 30  malamalana, 31  malana, 32  manda, 33  mitera-drano, 34  mitsi-drano, 35  mitsoitsoy, 36  petsa, 37  poretsaka, 38  tantera-drano, 39  vonto
Combinations  40  16 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word lena
Proverbs  41  Proverbs containing that word

Anagrams  42 lane, lena

Updated on 2026/04/22