Entry mihaino (haino)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manongilan-tsofina mba handre: Misy mihaino antsika fa aza miteny mafy
¶ Manaraka, manaiky: Hihaino ny teniko ihany hay ianao! [Rajemisa 1985]
English definition to hearken, to hearken to, to listen, to obey. [Richardson 1885]
 to listen to [Hallanger 1973]
French definition Ecouter, prêter l’oreille, exaucer: Misy mihaino anao (Quelqu’un vous écoute) ~ Nihaino ny fangataliako izy (Il a exaucé ma demande) [Abinal 1888]
 écouter [Hallanger 1974]
Morphology 
mihaino
nihaino
hihaino
mihainoa
Compound words, titles, names 
Examples 
1Lasa nivoaka Rainimavo nihaino sady nitsinjotsinjo. [Rajohanesa: Kintana]
2Tany am-pandriana Rainitoandro no nihaino ny hafalian-janany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 54]
Quotes 

2016/08/03