Proverbs : antsiantsy

Proverb511 Androngo may, antsiantsy mirehitra : izay may mamonjy rano. [Rinara 1974 #238, Cousins 1871 #220]

Proverb4978 Ny antsiantsy no manana anaka ka ny androngo no vaky manta . [Rinara 1974 #2900]
Ny antsiantsy no manan-janaka , ka ny androngo no voky maina . [Houlder 1895 #2168, Veyrières 1913 #728]
French translation Les petits lézards verts ont des petits, et le grand lézard androngo s' en régale gratuitement. [Veyrières 1913 #728]
Un petit lézard a des petits, et un grand lézard trouve un repas gratuit. [Houlder 1895]
French interpretation Il mange les petits de l' autre. [Houlder 1895]

Proverb6456 Sakondry taitry ny antsiantsy , ka ny mipetraka no hatezerany . [Rinara 1974 #3822]
Sakondry taitry ny antsiantsy : mipetraka no hatezerana . [Cousins 1871 #2841]

Index