| Entry | 1 voky |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3Feno ny kibo ka tsy te hihinana intsony: Misaotra fa voky, tompoko!.
4Manan-karena: Ireny olona efa voky ka hifaninananao?. 5Afa-po, afa-diana: Tsy mety voky tamin' ny fijerena izany zavatra mahafinaritra izany ny masoko. [1.1] |
| Explanations in English |
6filled, satiated, satisfied.
[1.7] |
| Explanations in French |
7rassasié, satisfait.
[1.3#849, 1.8] 8qui en a assez. 9comblé de richesses. [1.3#849] |
| Examples |
10 mbola tsy nifamahana ka voky?
[2.131]
11 Homàna fa izahay efa voky. [2.472] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Analogs | 36 afadiana, 37 afapo, 38 boboka, 39 feno, 40 miatiaty |
| All compound words | 416 combinations of this word |
| Proverbs | 42 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 43 viko, 44 voky |
| Updated on 2025/11/02 |
|