|
|
|
|

Entry (1/2)1 mamonjy
Root  2vonjy
Part of speech  3 active verb
Explanations in Malagasy  4Mitondra vonjy ho an' ny...; manala (olona) amin' ny loza: Rakoto no namonjy ilay zaza saika voahitsaky ny fiarakodia.
5Manampy: Tsy tapaka ny mamonjy ny mahantra izy raha manam-bola koa.
6Mandeha mba ho tonga amin' ny...: Lasa namonjy ny fotoana nifanaovany tamin' i Naivo i Lita.
7Manatrika: Nandeha namonjy ny fotoampivaoahana Ramatoa Raketaka.
8Mihazakazaka, rafitra: Namonjy niditra haingana izy ireo raha vao nahare ny poabasy. [1.1]
Explanations in English  9to help, to save ; to reach an event, to arrive on time. [1.7]
Explanations in French  10secourir, sauver; assister à une réunion; bâcler. [1.8]
Examples  11 Mafy izany mamonjy aina izany. [2.4#]
Morphology 
12 Present :
13 Past :
14 Future :
15 Imperative :
All compound words  163 combinations of this word
Proverbs  17 Proverbs containing that word

Entry (2/2)18 mamonjy
Part of speech  19 noun
Explanations in French  20(dialecte non précisé) (de vonjy : porter secours, allusion aux grandes vertus médicinales qu'on lui prête). Croton sp. (Euphorbiaceae). Nom relevé pour deux espèces qui paraissent nouvelles (réf. J. P. Schmitt 374 et 487). La présence d'alcaloïdes a été reconnue dans ces deux arbustes.. [1.196]
Vocabulary  21 Botany
Scientific name 

Anagrams  22 maminjo, 23 mamonjy

Updated on 2025/11/02