Proverbs : angely

Proverb538 Angely ka samy maneno eo am--baravarany . [Rinara 1974 #261]
Angelilahy ka samy maneno am--baravarana . [Veyrières 1913 #3452]
Angely : samy maneno am--baravarany . [Cousins 1871 #232]
French translation Les grillons : chacun chante sur la porte. [Veyrières 1913 #3452]
French interpretation Se disait des gens batailleurs qui cherchent avec qui engager une querelle, mais ne sont forts qu' en paroles. [Veyrières 1913 #3452]

Proverb1015 Aza manao fikitra mampiady angely . [Rajemisa 1985]
Malagasy interpretation Aza mampirisika olona hiady. [Rajemisa 1985]

Proverb1149 Aza manao tahaky ny angely kabatita . [Veyrières 1913 #6349]
French translation Ne faites pas comme la femelle du grillon. [Veyrières 1913 #6349]
French interpretation Elle ne veut pas se battre quand on l' excite. Se disait des gens têtus. [Veyrières 1913 #6349]

Proverb4146 Mifampihinjihinjy ohatra ny adin' angely . [Rinara 1974]
Mihinjihinjy , ohatra ny adin’ angely. [Cousins 1871]

Proverb5169 Ny harena sahala amin' ny angely ka samy miritika amin' ny ananany . [Rinara 1974 #3034]
Ny harena tahaka ny angely ; samy miritika ny ananany . [Cousins 1871 #2251]
Ny harena tahaky ny angely : samy miritika ny ananany . [Veyrières 1913]
French translation Les richesses sont comme le grillon de combat : chacun a beaucoup d' estime pour le sien. [Veyrières 1913]

Proverb6765 Tain' angely , ka samy manilika ny am--baravarany . [Houlder 1895 #2225]
Tain' angely ka samy manilika ny eo am--baravarany . [Rinara 1974 #3992, Rajemisa 1985]
Tain’ angely : samy manilika ny am--baravarany . [Cousins 1871 #2973, Veyrières 1913]
Malagasy interpretation Enti-milaza fa tsy maintsy samy manala ny misakantsakana ny fiainany, na manao ny adidiny tandrify ny tenany . [Rajemisa 1985]
French translation Crottes de grillons : chacun rejette ce qui est devant sa porte. [Veyrières 1913]
Des déjections de grillons: chacun pousse de côté celles qui sont devant sa porte (c.à.d. son trou). [Houlder 1895]
French interpretation A chacun Je s' occuper de sa réputation. [Veyrières 1913 #2977]
Chacun a ses responsabilités propres. [Houlder 1895]

Proverb7220 Tokantranon' angely , ka midrikina amin' izay ananana . [Rinara 1974 #270]

Proverb7731 Tsy miady ny angely raha tokam-pilana . [Rinara 1974 #4690]

Index