|
|
|
|

Entry1  tokam-pilana
Elementary words  2 tokana, 3 filana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 enti-milaza ny angely izay afaka ny feny ilany noho ny fampiadiana azy.
6 ilazana olona izay asa karazany iray monja no ivelomany. [1.1]
Explanations in French  7 grillon de combat qui a perdu une jambe à la bataille.
8 Qui n’a qu’un désir. [1.3#713]
Proverbs  9  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02