Entry fikitra (kitra)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Teny enti-milaza tongotr' angely afatotra amin' ny bozaka kely ka isokirana ny angely any anaty lavany ary ihantsiana azy hiady. [Rajemisa 1985]
Compound words, titles, names  
Quotes  

Entry fikitra (kitra)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fomba na zavatra entina mikitra, izany hoe misikotra angely hampiadina [Rajemisa 1985]

Entry fikitra
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fitazonana mafy, fisarangotana [Rajemisa 1985]
English translation   same as fihitra [Richardson 1885]
Derivations  

Entry fikitra
Part of speech   adjective
French translation   petit et mince. [Tankarana] [David 1952 (takila F)]
Synonyms   fihitra

Updated on 2017/03/10