Entry | 1 manilika |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 ilika |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manosika hihataka mampihataka: Iza no nanilika ireto fako ireto ho eto an-tokotanintsika? Mamindra: Tsy tsara ny manilika ny hadisoan' ny tena amin' ny hafa Manesotra tsy ho isany: Ny tenan' ny filoha no nanilika an-dRabe tsy ho isan' ny fikambanana |
Explanations in English |
5 [1.2] to push away, to move further off; to charge a fault upon another. Generally used of a single thing pushed away. 6 [1.7] to push aside or farther off |
Explanations in French |
7 [1.8] pousser de côté ou plus loin |
Examples |
8 [2.472] Ny mafy indrindra, dia ny manilika ny tany amin' ny telo metatra no ho midina ka manomboka amin' ny efa-metatra miala amin' ny sisiny.
|
Morphology |
|
Vocabulary | 13 Motion |
Synonyms | 14 manilikilika |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word manilika |
Anagrams | 16 malinika, 17 mañaliky, 18 manilika |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |