Proverbs : anatrehana

Proverb5576 Ny teny ratsy fotaka am--baravarana , ka samy manilika ny eo anatrehany . [Houlder 1895 #546]
Ny teny ratsy fotaka eo am--baravarana , ka samy manilika ny eo anatrehany . [Cousins 1871 #2446]
Ny teny ratsy toy ny fotaka eo am--baravarana , ka samy manilika ny eo am--baravarany . [Rinara 1974 #3285]
French translation Les mauvaises paroles sont comme de la boue devant la porte, et chacun pousse de côté celle qui est devant lui. [Houlder 1895]

Proverb6998 Tenenin-kavana anatrehan' ny maro , ka am-po no marary . [Rinara 1974 #4120]
Tenenin-kavana imaso : ka am-po no marary . [Veyrières 1913 #4893]
Tenenin-kavan-imaso , ka am-po no marary. [Cousins 1871 #3074]
Tenenin' olon-kavana imaso dia mampalahelo . [Houlder 1895 #1124]
French translation Il est pénible d' entendre quelqu' un dire devant vous du mal d' un membre de votre famille. [Houlder 1895]
Personne en présence de qui on parle mal de ses parents : elle souffre dans son coeur. [Veyrières 1913]

Index