| Entry | 1 tenenina |
| Part of speech | 2 passive verb |
| Root | 3 teny |
| Morphology |
|
| All compound words |
|
| Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Avoakan' ny vava, lazaina: Teny tsy azo tenenina izany Ambara, lazaina: Tsy hay tenenina ny zavatra nataony Didiana, omena teny, baiko: Hoteneniko izy mba hamangy anao Anarina na tezerana fa nanao ratsy: Teneno kely ny zanakao fa manimba ny voninkazonay amin' ny baoliny |
| Explanations in English |
11 [1.7] to be reproved |
| Explanations in French |
12 [1.8] qu'on réprouve |
| Examples |
13 [2.324] "Ny fitiavana tsy tenenina no fitiavana lehibe sy ambony indrindra" (Wagner). 14 [2.470] Inay izy manalava tenda izay isaky ny tenenina ary toa vara-datsaka raha mba miteny ireo zandriny ireo. |
| Analogs | 15 tezerana, terezana, levilevena, baibaizina, bedesina, besobesoina, karamentsonina, kitakitaina |
| Proverbs | 16 Proverbs containing the word tenenina |
| Anagrams | 17 itenenan, naneteny, nitenena, tenenina |
| Updated on 2025/08/10 |
|