|
|
|
|

Entry (1/2)1  anatrehana
Root  2 atrika
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4 Teny mpampiankina enti-milaza toerana eo anoloana, izany hoe mifanandrify akaiky: Tsy nanan-kavaly izy teo anatrehan' ny mpitsara azy [1.1]
Explanations in English  5 before, in the presence of [1.2]
Explanations in French  6 en face, en présence, devant [1.3#37]
7 devant [1.5]
Examples  8  itenenako mialoha, ka ivolanako anatrehana; [2.245#]
9  Fa tsy foy tokoa, ilay iroa, izany taiza ho faty eo anatrehana [2.298#]
10  O, ry Mavo nafoy teto anatrehana, Ry Mavon-drainy sy reniny! [2.69#]

Entry (2/2)11  anatrehana
Root  12 atrika
Part of speech  13  relative verb
Explanations in English  [1.2]
Explanations in French  [1.3#66]
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
17  Imperative :
Proverbs  18  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02