Proverbs : ala nenina

Proverb193 Ala nenina amy ny ho faty ny fanafody ; alanenina amy ny ho very ny lositra . [Cousins 1871 #86]
Ala nenina amin' ny ho faty ny fanafody . [Rinara 1974 #105]

Proverb194 Ala nenina amin' ny ho very ny lositra . [Rinara 1974 #106]

Proverb195 Ala nenin' ny mandositra ny hazakazaka mafy . [Rinara 1974 #105, Cousins 1871 #87]

Proverb4693 Na ao aza ny afa-doha , ny loha ve tsy hanelo, na ao aza ny afa-drà dia ala nenina izany fa tsy ody faty . [Rinara 1974]

Proverb5511 Ny sitran-tsy miody mba tsara ihany. [Houlder 1895 #2090, Veyrières 1913 #2816]
Ny sitran-tsy miody mba tsara ihany, fa ny maty tsy vita ala nenina dia avo telo heny ny alahelo . [Rinara 1974]
French translation Il est bon de guérir sans prendre de remèdes. [Veyrières 1913 #2816]
Il n' est pas mauvais de guérir sans prendre de remèdes. [Houlder 1895]

Proverb6580 Sikidin-dRandranobe : tsy ody faty , fa ala nenina . [Veyrières 1913 #137, Cousins 1871 #2892]
Sikidin-dRandranobe : tsy ody fitia fa ala nenina . [Rinara 1974 #3880]
French translation Sikidy de vieille : on ne consulte pas le sidiky pour conserver la vie, mais pour en avoir le coeur net. [Veyrières 1913]
French interpretation Il faut faire son possible. [Veyrières 1913 #137]

Index