Entry ala nenina (ala, nenina)
Part of speech expression
Malagasy definition fanaovana izay rehetra azo atao mba tsy hisian' ny nenina any aoriana, fanaovana izay tsy hisian' ny nenina [Rajemisa 1985]
English definition freedom from regret or remorse. See ala fo, and afa-nenina. [Richardson 1885]
French definition action de faire le possible pour en avoir le coeur net [Abinal 1888]
Vocabulary 
Quotes 

2016/04/02