|
|
|
|

Entry (1/2)1  ody
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] fodiana [Taisaka]
4  [1.78] fanafody, ody, sampy, tapakazo na zavatra hamasinina [Tanala]
5  [1.1] Tapa-kazo na zavatra hafa, toy ny vakana, eken' ny olona sasany ho manankery hitondra soa na hisakana loza rehefa tokavina: Finoanoam-poana ny mankamasina ny ody
Zavatra entina manasitrana, fanafody (izay tsy inona fa "fanafana ody" no niaviany): Ody folaka mahomby ny tsimpimpina
Explanations in English  6  [1.2, 1.7] a charm
7  [1.2, 1.7] a medicine
8  [1.7] a fetish; medicine for a given complaint, as: ody hatina, ody fitia
Explanations in French  9  [1.3, 1.5] amulette, remède
10  [1.3, 1.5] charme
11  [1.3] sorcellerie, préservatif
12  [1.8] fétiche; médicament; médicament pour une certaine maladie, comme: ody hatina, ody fitia
13  [1.196] (on écrit aody sur la côte Est et aoly sur le côte Ouest et dans le Sud). Deux sens contradictoires (toute la conception malgache de l'univers repose ainsi sur la contradiction, la dialectique).
  • Préparations ayant une charge magique, censées susceptibles de provoquer la maladie, Voir *e même la mort de quelqu'un ; par extension : sortilège.
  • Remède à de tels sortilèges. On dit aussi plus explicitement, dans ce dernier cas : fanaf'ody ou [fanafody].
Les ody favorables : charmes, talismans protecteurs, amulettes, comportaient le plus souvent des éléments provenant de l'attirail des idoles royales ou sampy. Chaque année, au mois d'alakaosy, on changeait cet attirail. Tout l'ancien matériel servait à faire des ody, fanidy, etc. C'était aussi la ressource essentielle des mpitahiry ou prêtres des idoles royales.
Examples  14  [2.298] fa izao teny izao no ody basy, izao no tanjaka sy rehareha!
15  [2.59] ny harena alainy, nefa ny ody alahelo tsy misy izay azonao hatao.
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
All compound words  22  39 words containing ody
Vocabulary  23  Health 24  Beliefs
Synonyms  25  aody, aoly, oly
Proverbs  26  Proverbs containing the word ody
Article  27  Randzavola: ody ao amin' ny Baiboly (=> sikidy)

Entry (2/2)28  ody
Part of speech  29  noun
Explanations in Malagasy  30  [1.1] Tsy fampiasa mandeha irery, fa ny hevitra mety hananany amin' ireo sampanteny dia: a) fiverenana any amin' ny tanàna na trano onenana na any amin' ny tany niaviana; b) fisehoana ho manana toetra na ho manao asa eo imason' ny olona nefa tsy marina
Explanations in French  31  [1.3]
32  [1.5] retour
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Names :

Anagrams  45 dio, 46 Ido, 47 ody

Updated on 2025/09/13