Proverbs : akora

Proverb3330 Mainka izany raha foy , lamokany aza mikiakiaka . [Rajemisa 1985]
Mainka izany raha foy , mbola akorany aza mikiaka ! [Rinara 1974]
Mainka izany rehefa toy mbola atodiny aza mikiakiaka . [Houlder 1895 #1245]
Malagasy interpretation Enti-milaza ireo olona be avonavona, nefa tsy lasa ambony manao ahoana. [Rajemisa 1985]
French translation Que sera-ce quand il sera éclos! alors qu' il est encore dans l' œuf il crie déjà. [Houlder 1895]

Proverb5828 Ombilahy miady amin-dreniomby : mandresy tsy mahazo akora , raha resy afa-baraka . [Rinara 1974 #3412]

Proverb5919 Papango nahazo hodi-tsokatra : nahazo, fa tsy nahazo loatra. [Veyrières 1913 #4314]
Papango nifaoka hodi-tsokatra : nahazo ihany, fa akorany . [Houlder 1895 #969]
Papango nifaoka hodi-tsokatra , nahazo ihany fa toa akorany . [Rinara 1974 #3481]
French translation Oiseau de proie papangue qui a enlevé une écaille de tortue : il a bien pris quelque chose, mais cela ne lui va pas beaucoup. [Veyrières 1913 #4314]
Un milan qui se jette sur la carapace d' une tortue: il a attrapé quelque chose, mais ce n' était que de l' écaille. [Houlder 1895]
French interpretation Se disait des voleurs déçus. [Veyrières 1913 #4314]

Index