Entry papango
Part of speech noun
Malagasy definition Vorona mpihinankena, malaza amin' ny fipaohana ny zanak' akoho. [Rajemisa 1985]
French definition oiseau papangue [Veyrières 1913]
French definition papangue [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Examples 
1Noheveriko ho vorona mitovy habe amin' ny akoho koa no nanatody azy ireny fahiny, kanjo hay dia zavatra kely noho ny papango. [Andriamalala: Ranomasina, page 46]
2Nefa izao kosa no tsy ho fihinanareo: ny voltora sy ny gypa sy ny ankoay ary ny papango sy ny voromahery sy ny papango mainty, samy araka ny karazany, avy [Baiboly: 5:014:012/Deotoronomia 14:12-13..]
Quotes 
Toponymy Place names having the word papango (2): Ialapapango, Maropapango

Entry papango
Part of speech noun
French definition Se disait des voleurs [Veyrières 1913]

2016/08/09