|
|
|
|

Entry1  hoditra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Ny fonony ivelany amin' ny tenan-javamananaina (olombelona, biby) na zavamaniry: Mivoaka amin' ny mason-koditrany hatsembohana / Volovoloina ny hodi-paiso
4 Ilazana ny volon' ny tenan' ny olombelona koa. [1.1]
Explanations in English  5 skin, hide, bark [1.7]
Explanations in French  6 peau, écorce, cosse [1.3#257, 1.8]
7 cuir, enveloppe, pellicule
8 figuré: teinte, couleur de la peau humaine [1.3#257]
9 L'écorce des arbres en général, suivant les régions, prononcé hoditra, holitsa, holitse, etc. [1.196]
Examples  10  Izy telo mianadahy kosa zarazara hoditra sy olioly volo. [1.436#]
11  Ny stigima dia efa voalaza taloha ho tsy manana hoditra. [1.357#]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
Vocabulary  23  Biology 24  Zoology: (in general) 25  Botany: (in general)
Holonym 
All compound words  28  45 combinations of that word
Proverbs  29  Proverbs containing that word

Updated on 2025/12/08