|
|
|
|

Entry (1/3)1 foy
Part of speech  2 adjective
Explanations in Malagasy  3 Enti-milaza ny voronkely mivoaka avy ao amin' ny akoran' atody nisy azy, afaka tao anaty akorany: Foy androany ny atodin' Ikalamavo
Vaky, potsika (vay): Efa ho foy io vay io ka izany no nahatonga azy harary mafy
Mivoaka ny vava, mivoaka: Ny teny atody, hoy ny ohabolana, ka raha foy manana elatra
Famotsehana ny hao na ny parasy amin' ny hoho. [1.1]
Explanations in English  4 hatched
suppurated, drawn out, evacuated; burst out, as a shout
secret conversation becoming known [1.2]
Explanations in French  5 éclos [1.3, 1.82]
6 percé [1.3, 1.5]
7 divulgué [1.3, 1.5]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  203 combinations of this word

Entry (2/3)21 foy
Part of speech  22 participle
Explanations in Malagasy  23 ilaozana, ialana [Taisaka] [1.78]
24 Omena an-tsitrapo: Foiko ho anao iny fa mahasoava [1.1]
Explanations in English  25 abandoned, given up [1.2, 1.7]
26 forsaken, deserted, despaired of. [1.2]
Explanations in French  27 abandonné [1.8, 1.5, 1.82]
Examples  28 ho velona ny fanjakana tsy ho foy ny razana [2.48]
29 Ny fahamarinako dia hazoniko mafy ka tsy ho foiko [2.996]
Morphology 
30 Present :
31 Past :
32 Future :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
All compound words  472 combinations of this word

Entry (3/3)48 foy
Part of speech  49 passive verb
Explanations in French  50 qui ose [Taisaka] [1.82]

Anagrams  51 fio, 52 foy, 53 ofy

Updated on 2025/11/02