|
|
|
|

Entry (1/2) 1  miditra
Root  2 iditra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandroso avy any ivelany ho ao anatiny: Raha vao niditra tao an-trano izy dia niarahaba
9 Manaiky hiray amin' ny fianakaviana na hikambana amin' ny fikambanana iray: Te hiditra ho zanakareo aho ka mangataka ny zanakareo vavy aivo ho vady ~ Niditra ho miaramila Rakoto
10 Manomboka miasa: Amin' ny valo no miditra ny mpiasa
11 Mikasika zavatra tsy raharahan' ny tena: Aza miditra amin' izany ianao fa zavatra tsy hainao izany
12 Anaovana ka mahatonga: Misy iaro maro samihafa miditra amin' ny savony
13 Tonga betsaka: Miditra ny volan' ny fiarakaretsaka rehefa faran' ny volana [1.1]
Explanations in English  14 to enter, to go in. [1.2]
Explanations in French  15 entrer, pénétrer [1.13]
Examples  16  sakafo mafana miditra an-kibo ihany no odiny. [2.470#39]
17  Dia vita ny oha-jaza, dia miditra ao an-trano. [2.48#78]
Analogs  18  manao tsobodranon-dRamiangaly, 19  mandroso miroso, 20  maninteraka, 21  miborobaka, 22  miditra maninteraka, 23  mijoloka, 24  mijolonjolona, 25  milatsaka, 26  miroboka, 27  mirotsaka, 28  misoko, 29  misolontsolona, 30  misosososo, 31  misovoka, 32  Mitsabaka, 33  mitsabaka, 34  mitsoboka, 35  mitsofoka, 36  mitsopaka, 37  mitsorofoka, 38  mitsoropaka, 39  mitsotaka
Combinations  40  21 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word miditra
Proverbs  41  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 42  miditra
Root  43 ditra
Part of speech  44  active verb
Morphology 
45  Present :
46  Past :
47  Future :
48  Imperative :
Explanations in Malagasy  49 Manao ditra: Miditra handeha Zomà ny zafikeliko [1.1]
Explanations in French  50 s'opiniâtrer, résister, ne pas céder [1.3]
Analogs  51  mihenahena, 52  mikiribiby, 53  mikitroka, 54  mitokona, 55  mitokozihitra, 56  mitompo teny fantatra

Updated on 2026/04/22