|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mitokona
Root  2 tokona
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mihenahena, midongy, tsy mety mandeha: Mitokona ireto omby ireto
9 Mihenahena tsy mety miasa: Mitokona ny mpampianatra arỳ Ambohitsitononina [1.1]
Examples  10  Mampisaraka ny ranobe ho vaky roa sy telo indray kosa ireo nosin-tanikely toa sambo fefika, toa fiara mitokona. [2.470#6]
11  Nisalasala ny hanatrika izany sy ny hitokona ao an-trano aho, kanjo dia lasa ihany. [2.471#28]

Entry (2/2) 12  mitokòna
Root  13 tokona
Part of speech  14  imperative of active verb mitokona [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  15 manotoky, 16 miantoko, 17 mikotona, mitokona, mitokòna

Updated on 2026/08/14