|
|
|
|

Entry 1  misoko
Root  2 soko
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 [Antesaka] mandeha mora mba hisambotra [1.78]
9 Miditra, mitsofoka mangingina: Nisoko tao anatin' ny tamboho tao ny adala dia nangala-boankazo
10 Mangalatra mangingina: Nisoko ny bokiko Ibalita
11 Ampiasaina eo alohan' ny matoanteny hafa iray ka manao mangingina ny asalazain' io matoanteny io no heviny amin' izany: Nisoko namangy ny reniny nanavy izy nandritra ny tsy nahatao an' ilay renikeliny [1.1]
Explanations in French  12 Aller doucement, se faufiler, agir en cachette; faire, prendre, voler en cachette ; surprendre: Nisoko tao anatin’ ny tamboho izy ka nangalatra voankazo (Il s’est faufilé dans l’emplacement et a volé des fruits) ~ Nisoko namangy havana izy (Il est allé visiter ses parents en cachette) ~ Nisoko ny bokiko ilay kary (Ce coquin a volé mon livre en cachette) [1.3#620]
Examples  13  ary tsy miditra misoko amin'ity tany ity. [2.588#]
14  misoko toa ranom-panala, an-koditra vao mahangoly. [2.296#]
Combinations  15  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word misoko

Updated on 2026/04/20