|
|
|
|

Entry 1  mikiribiby
Root  2 kiribiby
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mitana mafy ny heviny tsy azo atao ahoana amin' ahoana: Mikiribiby hitondra ny zanany hanaraka azy izy ka tsy hita izay hatao [1.1]
Explanations in English  9 to be obstinate in evil ways [1.7]
Explanations in French  10 L' obstiné s' entête comme les animaux. [2.415#6367]
11 s'obstiner dans le mal [1.8]
Examples  12  Saika tsy misy haintsika ny momba ireo relijiozy vavy, ireo pretra sy ireo mpino tsotra izay aina takona, aina tsy mirehareha, nefa tena mifofotra mafy, mikiribiby, ain' ny Fiangonana isan' andro vaky. [1.369#]

Updated on 2026/04/20