|
|
|
|

Entry 1  mitsopaka
Root  2 tsopaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Milentika, miditra lalina: Heno nitsopaka tany anaty nofo ny benitra
8 Mandroso miditra, mitsapaka: Eto amin' ity toerana ity, ny tany dia mitsopaka anatin' ny ranomasina [1.1]

Anagrams  9 mipotsaka, mitsopaka, 10 mpitsaoka, 11 mpitsoaka

Updated on 2026/04/20