|
|
|
|

Entry 1  mitsoboka
Root  2 tsoboka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mita, miroboka: Aza mitsoboka amin' io rano io fa misy aretina, hono, ao
9 Miditra: Tsy hitsoboka foana any an-tranon' olona tsy fantatro aho [1.1]
Examples  10  nefa ampahafantarina anao mazava tsara fa, na miaramila iray aza mitsoboka ny renirano ka mitady hiampita [2.357#]
Combinations  11  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mitsoboka
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Anagrams  13 mitsaboko, mitsoboka, 14 tsokaomby

Updated on 2026/04/21