|
|
|
|

Entry 1  misovoka
Root  2 sovoka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mamely tampoka, manampoka: Nisovoka ny fahavalo
9 Miditra mangina sy misokosoko mba tsy ho hita na ho re: Nisovoka namangy ny havany izy [1.1]
Synonyms  10 misoko

Updated on 2026/04/22