Entry hahay
Part of speech noun
Malagasy definition  [Betsimisaraka] anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro [Rakotosaona 1972]
English definition aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [Mittermeier: Lemurs]
French definition aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [Mittermeier: Lemurs]
Vocabulary 
Scientific name Daubentonia madagascariensis
Other spellings 
Synonyms aingitra
Tables and plates The Lemurs

Entry hahay (hay)
Part of speech future of active verb mahay
Examples 
1Toa tokana ihany hatrany no tao an-dohany : ny hahay taratasy! [Ravelomanana: Lalana, page 123]
2Iza no hahay hitantara ny hamaizinan' ny tao an-tokan-tranon' i Bina? [Rajaonarivelo: Bina, page 104]
3Aoka ianareo hahay mijery sy mandinika ny zava-dehibe kokoa noho ny volon-doha. [Randriamamonjy: Ombalahibemaso, page 56]

2015/10/11