Entry aingitra
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fihetsika ta hampiavaka ny tena amin' ny hafa, fahasarotsarotana. [Rajemisa 1985]
French translation   Fantaisies difficiles à contenter, singularité [Abinal 1888]
Derivations  

Entry aingitra
Part of speech   noun
Malagasy definition   aika [Antemoro] [Rakotosaona 1972]

Entry aingitra
Part of speech   noun
Malagasy definition   anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]
Vocabulary  
Other spellings  
Synonyms   aiay

Updated on 2013/09/05