Entry i
Part of speech noun (symbol)
Explanations in Malagasy Tarehintsoratra fahavalo ary zanatsoratra fahatelo amin'ny abidy malagasy. Raha mamaran-teny ny i dia atao y: Tany. Ny amin'ny feony kosa, dia izao no tsara homarihina: raha ialohan'ny a na i dia atao indray mitonona ny a sy ny i: aina (ai - na) afa-tsy raha tovona nya eo aloha, ka amin'ny izay kosa dia mitonona misaraka izy roa: ailika (a - i - lika). [1.1]
Explanations in French La huitième lettre de l'alphabet malgache et la troisième des voyelles. L'i suivi de g, h, k, ng, nk, se répercute légèrement après ces lettres devant a, e, o, de la syllabe suivante: Igagana, igiagana; Isika, isikia; Mainka, mainkia, Ikopa, ikiopa; Ikoto, ikioto. [1.3]
Explanations in Italian Ottava lettera dell'alfabeto malgascio. [1.18]
Analogs  abidỳ
Tables and plates The Alphabets
Articles 
Illustrations 

Entry i~
Part of speech prefix [Words with i~]
Explanations in Malagasy Fanao a) eo alohan'ny anaran-tsamirery milaza olona ka tsy manomboka amin'ny Ra na Andrian:Ikoto / Ny satrok'i Paoly. b) eo alohan'ny anaran-tsamirery milaza tany na tanaàna na renirano na farihy tsy misyAn naAm:Ihosy / Ny tanànan'i Betafo. d) eo alohan'ny anarana iombonana sasantsasany misy fifandraisana ara-pihavanana:i dada, i zandry.Hita amin'ny fiforonan'ny teny sasantsasany, toy ny ilay, ikala, izato, iny, izaho, izahay, izy, ise, isika, ianareo, ivelany, ivoho, imaso, ilalana. [1.1]
Explanations in English Prefix used as follows : a) before proper names, as : Kòto, Ikòto b) in forming place names, as : Mèrina, Imèrina: Ifanadiana c) to make a noun into a preposition or an adverb, as : maso, eye; imaso, in plain sight; voho, the back; ivoho, behind [1.7]
Explanations in French Sert à former des adverbes et des prépositions et équivaut à une préposition: à, sur : Imaso, aux yeux de; Ivoho, sur le derrière de.
Article personnel, se met devant les noms propres de personnes, devant les noms de lieux, ainsi que devant certains noms communs, et remplace alors Ra ou Andrian- : Iboto, Ifara, Ivato, Ifandana; Ikaky, Ineny, irainao, izokinao, isakaizanao. [1.3]
 Préfixe a) se met devant les noms propres; ex. : Kòto, Ikòto b) se met devant les noms de lieu; ex. : Merina, Imerina; Ifanadiana c) sert à former des prépositions et des adverbes; ex. : maso, imaso; voho, ivoho [1.8]
Explanations in Italian Preposizione per i nomi propri di persone e di luogo: Il nome di Gesú (ny anaran'i Jeso) / Il Governatore di Tamatave (ny Governoran'i Taomasina) [1.18]
Compound words 
Toponyms 

Entry i
Part of speech article [full list]
Explanations in Malagasy  [Bara, Tandroy] Ny [1.78]

Entry i
Part of speech interjection [full list]
Explanations in French Non. I! inona no izany eo. Non, cela n'est pas vrai. [1.3]

Entry i
Part of speech pronoun [full list]
Explanations in Malagasy  [Bara] izy [1.78]
Tables and plates all the pronouns

Entry I
Part of speech pronoun [full list]
Explanations in English  aho, izaho; aho is chiefly used after the predicate, and izaho is used before [1.2]
  izaho, aho [1.17]

Entry I
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Marika romana izay milaza ny isa 1 [3.1]
Vocabulary 
Anthroponyms 
Tables and plates The Numbers

Entry I
Part of speech noun (symbol)
Explanations in Malagasy  iôdy. Singa mivaingana, faha-53 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explanations in English Iodine [3.1]
Explanations in French Iode [3.1]
Vocabulary 

Updated on 2023/07/26